Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | ZAKARIA 9-14

Mijanòna eo ‘Amin’ilay Lohasaha eo Anelanelan’ny Tendrombohitra’

Mijanòna eo ‘Amin’ilay Lohasaha eo Anelanelan’ny Tendrombohitra’

14:3-5

Nanao “lohasaha tena lehibe” i Jehovah tamin’ny 1914, rehefa nanangana ny Fanjakan’ny Mesia, izay manarakaraka ny fanjakan’i Jehovah eo amin’izao rehetra izao. Oharina amin’ny “tendrombohitra” ireo fanjakana ireo. Voaro ao ‘amin’ilay lohasaha eo anelanelan’ny tendrombohitra’ ny mpanompon’i Jehovah, nanomboka tamin’ny 1919

Ahoana no ‘handosiran’ny olona any amin’ilay lohasaha’ ka ho voaro?

14:12, 15

Ho ringana izay rehetra any ivelan’ilay lohasaha an’ohatra, amin’ny Hara-magedona

Inona no azoko atao mba hijanonana ao amin’ilay lohasaha ka ho voaro?