Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

18-​24 Desambra

ZAKARIA 9-14

18-​24 Desambra
  • Hira 8 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g17.6 14-15: Asao hivory ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g17.6: Efa noresahina tamin’ilay olona ny pejy 14 sy 15 tamin’ny fitoriana. Tohizo ny resaka ary asao hivory izy.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 5: Asao hivory ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 68

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.

  • Zava-baovao Amin’ny Fivoriana Andavanandro”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Betifaga, Tendrombohitra Oliva, ary Jerosalema. Tsy misy feo izy io.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy p. 6-7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 13 sy Vavaka