Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Desambra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA | ZAKARIA 1-8

‘Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy’

‘Hazòny ny Akanjon’ilay Jiosy’

8:20-23

Hisy olona folo avy amin’ny fiteny rehetran’ireo firenena hihazona ny akanjon’ny Jiosy iray, ka hanao hoe: “Mba handeha hiaraka aminareo izahay.” Olona maro avy amin’ny firenena rehetra no manompo an’i Jehovah miaraka amin’ny Kristianina voahosotra, amin’izao andro farany izao

Inona avy no ataon’ny ondry hafa mba hanampiana ny voahosotra?

  • Mazoto mitory izy ireo

  • Mazoto manome vola hanohanana ny asa fitoriana