Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA DESAMBRA 2016

5-11 Desambra

ISAIA 1-5

5-11 Desambra
  • Hira 107 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Andao Isika Hiakatra ho any An-tendrombohitr’i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Isaia.]

    • Is 2:2, 3: Ny fivavahana marina no tiana holazaina amin’ilay hoe “tendrombohitra misy ny tranon’i Jehovah” (ip-1 38-42 § 6-11; ip-1 45 § 20-21)

    • Is 2:4: Tsy mianatra ady intsony ny mpanompon’i Jehovah (ip-1 46-47 § 24-25)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 1:8, 9: Nahoana no lazaina fa “nilaozana toy ny trano rantsankazo eny an-tanimboaloboka” i Ziona zanakavavy? (w06 1/12 8 § 5)

    • Is 1:18: Inona no dikan’ilay tenin’i Jehovah hoe: “Avia hifandamina isika”? (w06 1/12 8 § 6; it “Fampihavanana”: “Dingana ilaina hatao” § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 5:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA