Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA DESAMBRA 2016

26 Desambra–1 Janoary

ISAIA 17-23

26 Desambra–1 Janoary
  • Hira 123 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Hesorina Amin’ny Andraikiny Izay Manampatra Fahefana”: (10 min.)

    • Is 22:15, 16: Nanampatra ny fahefany i Sebna ka izay hanasoavana ny tenany no nataony (ip-1 238 § 16-17)

    • Is 22:17-22: Nosoloan’i Jehovah an’i Eliakima i Sebna (ip-1 238-239 § 17-18)

    • Is 22:23-25: Misy lesona sarobidy raisintsika avy amin’ny tantaran’i Sebna (w07 15/1 8 § 6; ip-1 240-241 § 19-20)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 21:1: Faritra taiza no nantsoina hoe “tany efitra any amin’ny ranomasina”, ary nahoana? (w06 1/12 11 § 2)

    • Is 23:17, 18: Nahoana no nanjary ‘zava-masina teo anatrehan’i Jehovah’ ny tombony azon’i Tyro? (ip-1 253-254 § 22-24)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 17:1-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? rehefa hanolotra an’ilay boky. (Aza alefa mandritra an’ilay anjara ilay video.)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Manomboha fampianarana Baiboly eo am-baravarana, ary mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 150-151 § 10-11: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA