Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA DESAMBRA 2016

19-25 Desambra

ISAIA 11-16

19-25 Desambra
  • Hira 143 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ho Feno Fahalalana An’i Jehovah ny Tany”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 11:1, 10: Nahoana i Jesosy Kristy no lazaina fa “fakan’i Jese” sady rantsana nitsiry ‘avy tamin’ny foto-kazon’i Jese’? (w06 1/12 9 § 5)

    • Is 13:17: Nahoana ny Medianina no lazaina fa tsy niraharaha volafotsy sady tsy tia volamena? (w06 1/12 10 § 10)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 13:17–14:8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jb 34:10: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Mpto 8:9; 1Jn 5:19: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 54 § 9: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA