Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA DESAMBRA 2016

12-18 Desambra

ISAIA 6-10

12-18 Desambra
  • Hira 116 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia”: (10 min.)

    • Is 9:1, 2: Voalaza mialoha fa hanompo any Galilia izy (w11 15/8 10 § 13; ip-1 124-126 § 13-17)

    • Is 9:6: Hanana andraikitra maro izy (w14 15/2 12 § 18; w07 15/5 6)

    • Is 9:7: Hanjaka ny fiadanana sy ny rariny rehefa mitondra izy (ip-1 132 § 28-29)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 7:3, 4: Nahoana i Jehovah no namonjy an’i Ahaza, mpanjaka ratsy fanahy? (w06 1/12 9 § 3)

    • Is 8:1-4: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io? (it “Isaia”: “Fianakaviany”; ip-1 111-112 § 23-24)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 7:1-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA