Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

8-14 Aprily

1 KORINTIANINA 10-13

8-14 Aprily
  • Hira 30 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsy Mivadika Amin’ny Teniny i Jehovah”: (10 min.)

    • 1Ko 10:13: Tsy mifidy an’izay fitsapana hahazo antsika i Jehovah (w17.02 29-30)

    • 1Ko 10:13: Efa “mpahazo ny olona” ny fitsapana atrehintsika

    • 1Ko 10:13: Raha mitoky amin’i Jehovah isika, dia hanampy antsika hiaritra ny fitsapana rehetra izy

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 1Ko 10:8: Nahoana io andininy io no milaza fa 23 000 ny Israelita maty tamin’io fotoana io, nefa 24 000 no resahin’ny Nomery 25:9? (w04 1/4 29)

    • 1Ko 11:5, 6, 10: Mila misaron-doha ve ny anabavy raha mampianatra Baiboly ary misy lehilahy efa mpitory eo akaikikaiky eo? (w15 15/2 30)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 1Ko 10:1-17 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Vao manomboka miresaka an’ilay hevitra azo resahina ianao dia manohitra ilay olona. Fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 6)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 25

  • “Ilaina ny Rantsambatana” (1Ko 12:22): (10 min.) Alefaso ilay video.

  • Vonona ho Amin’ny Fahatsiarovana ve Ianao?”: (5 min.) Lahateny. Ampirisiho ny rehetra mba hanao an’ireto, mandritra ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana: Misaintsaina ny dikan’ny Fahatsiarovana, ary miezaka mankasitraka kokoa ny fitiavana nasehon’i Jehovah sy Jesosy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 62

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 31 sy Vavaka