Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Aiza isika no hahita tari-dalana hanampy antsika ho sambatra?

Andinin-teny: Sl 1:1, 2

Horesahina amin’ny manaraka: Ho sambatra ve isika raha tia vola aman-karena?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Ho sambatra ve isika raha tia vola aman-karena?

Andinin-teny: 1Ti 6:9, 10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona avy ny soa ho azontsika raha tia mijery lafy tsaran-javatra isika?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona avy ny soa ho azontsika raha tia mijery lafy tsaran-javatra isika?

Andinin-teny: Oh 17:22

Horesahina amin’ny manaraka: Afaka ny ho sambatra ve ny fianakaviana na dia manana olana aza?