Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MATIO 27-28

Nahoana Isika no Manao Mpianatra? Aiza no Hanaovana Azy? Ary Amin’ny Fomba Ahoana?

Nahoana Isika no Manao Mpianatra? Aiza no Hanaovana Azy? Ary Amin’ny Fomba Ahoana?

28:18-20

Nahoana? Nomen’i Jehovah fahefana lehibe i Jesosy

Aiza? Nandidy ny mpanara-dia azy i Jesosy mba hanao mpianatra “ny olona any amin’ny firenena rehetra”

Ezaka mitohy ny hoe manampy ny olona hitandrina an’izay rehetra nandidian’i Jesosy

  • Ahoana no ampianarantsika ny didin’i Jesosy amin’ny olona?

  • Ahoana no hanampiana ny mpianatra Baiboly hampihatra ny fampianaran’i Jesosy?

  • Ahoana no hanampiana azy hanaraka ny modelin’i Jesosy?