Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

30 Aprily–6 Mey

MARKA 5-6

30 Aprily–6 Mey
  • Hira 151 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mahavita Manangana An’ireo Havantsika Efa Nodimandry i Jesosy”: (10 min.)

    • Mr 5:38: Malahelo be isika rehefa misy havantsika nodimandry

    • Mr 5:39-41: Mahavita manangana an’ireo “matory” ao amin’ny fahafatesana i Jesosy (“tsy maty … fa matory” fanazavana Mr 5:39, nwtsty)

    • Mr 5:42: Ho ‘faly tsy misy hoatr’izany’ isika rehefa hatsangana ny maty (jy 118 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mr 5:19, 20: Nahoana no novan’i Jesosy ny toromarika nomeny, tamin’io fotoana io? (“lazao aminy” fanazavana Mr 5:19, nwtsty)

    • Mr 6:11: Inona no dikan’ilay hoe “ahintsano ny vovoka amin’ny faladianareo”? (“ahintsano ny vovoka amin’ny faladianareo” fanazavana Mr 6:11, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 6:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ny tranonkala jw.org avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao sy izay fanontaniana hovalianao amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 36 § 23-24: Miezaha hanohina ny fon’ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 144

  • Ampiasao Tsara Ireo Fitaovana Fampianarana”: (5 min.) Fiaraha-midinika.

  • Tao Amin’ny Fandaminan’i Jehovah no Nahazoan’izy Ireo Fampiononana: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona ny sasany tamin’ireo fitsapana nahazo an’i Larry sy Pam Pera? Inona no nanampy azy ireo hiaritra? Nahoana isika no tokony hanao zavatra ara-panahy foana, na dia miatrika zava-tsarotra aza?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 19 § 1-9

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 72 sy Vavaka