Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

2-8 Aprily

MATIO 26

2-8 Aprily
  • Hira 19 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Itovizan’ny Paska sy ny Fahatsiarovana ary Inona no Maha Samy Hafa Azy?”: (10 min.)

    • Mt 26:17-20: Nihinana ny Paska farany niaraka tamin’ny apostoliny i Jesosy (“Ny Sakafon’ny Paska” fanazavana sy sary Mt 26:18, nwtsty: *)

    • Mt 26:26: Mifanitsy amin’ny vatan’i Jesosy ny mofon’ny Fahatsiarovana (“no” fanazavana Mt 26:26, nwtsty)

    • Mt 26:27, 28: Mifanitsy amin’ny ran’i Jesosy na ny “ran’ny fifanekena” ny divain’ny Fahatsiarovana (“ran’ny fifanekena” fanazavana Mt 26:28, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 26:17: Nahoana ny 13 Nisana no azo antsoina hoe “andro voalohan’ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay”? (“Tamin’ny andro voalohan’ny fetin’ny mofo tsy misy lalivay” fanazavana Mt 26:17, nwtsty)

    • Mt 26:39: Inona no mety ho nahatonga an’i Jesosy hivavaka hoe: “Esory amiko ity kaopy ity”? (“esory ... ity kaopy ity” fanazavana Mt 26:39, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 26:1-19

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 20

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (8 min.)

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Ny Vidim-panavotana: (7 min.) Alefaso ilay video. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Fanontaniana: Nahoana isika no marary sy mihantitra ary maty? Inona no nomen’i Jehovah mba hanavotana antsika? Iza no tianao ho hita rehefa any amin’ny Paradisa?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 15

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 74 sy Vavaka

^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).