Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 1-2

“Voavela ny Helokao”

“Voavela ny Helokao”

2:5-12

Inona no ianarantsika avy amin’io fahagagana io?

  • Marary isika satria nandova ota

  • Manana fahefana hamela heloka i Jesosy sady mahavita manasitrana ny marary

  • Hanafoana ny tsy fahalavorariana sy ny aretina i Jesosy, rehefa mitondra ny tany ilay Fanjakana

Nahoana ny Marka 2:5-12 no manampy ahy hiaritra rehefa marary aho?