Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA APRILY 2016

25 Aprily–1 Mey

JOBA 33-37

25 Aprily–1 Mey
  • Hira 50 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mampahery Foana ny Tena Namana Rehefa Manoro Hevitra”: (10 min.)

    • Jb 33:1-5: Nanaja an’i Joba i Eliho (w95 15/2 29 § 2-4)

    • Jb 33:6, 7: Nanetry tena sy tsara fanahy i Eliho (w95 15/2 29 § 2-4)

    • Jb 33:24, 25: Nampahery an’i Joba foana i Eliho, na dia nanome torohevitra azy aza (w11 1/4 23 § 3; w09 15/4 4 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 33:24, 25: Mety hoe inona ilay “vidim-panavotana” noresahin’i Eliho? (w11 1/4 23 § 3-5)

    • Jb 34:36: Hatraiza ilay fitsapana nahazo an’i Joba? (w94 15/11 17 § 10)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 33:1-25 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: Ampiasao ny fomba fitory modely, ka atolory ny fanasana fivoriamben’ny vondrom-paritra 2016. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: fg lesona 12 § 4-5: Olona nandray fanasana fivoriambe no tsidihina. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: jl lesona 11: Ampirisiho ilay mpianatra mba hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra. (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 124

  • Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe”: (8 min.) Lahateny. Alefaso ilay video Fampahatsiahivana Momba ny Fivoriambe. (Jereo ny tv.jw.org/#mg, ao amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > NY ATAONAY.) Ampirisiho ny rehetra hitady hevitra dieny izao, mba ho afaka hanatrika mandritra ny telo andro. Hazavao ny fandaharana hataon’ny fiangonana mba hizarana fanasana.

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (7 min.)

  • Fianarana Baiboly: ia toko 14 § 1-13 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 21 sy Vavaka