Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA APRILY 2016

11-17 Aprily

JOBA 21-27

11-17 Aprily
  • Hira 83 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tsy Nety Nino Zavatra Tsy Marina i Joba”: (10 min.)

    • Jb 22:2-7: Mba nanoro hevitra an’i Joba i Elifaza, nefa heviny manokana no nolazainy. Tsy marina daholo koa ny zavatra noteneniny (w06 15/3 15 § 7; w05 15/9 26-27; w95 15/2 27 § 6)

    • Jb 25:4, 5: Zavatra diso no notenenin’i Bildada (w05 15/9 26-27)

    • Jb 27:5, 6: Noteren’izy telo lahy fotsiny i Joba hanaiky hoe nivadika tamin’i Jehovah izy. Tsy nanaiky mihitsy anefa i Joba satria natoky izy hoe tsy nivadika (w09 15/8 4 § 8; w06 15/3 15 § 9)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 24:2: Nasiana marika ny sisin’ny tanimboly taloha. Nahoana no tena ratsy ny manakisaka ny mariky ny tanimbolin’olona? (it “Fetra Mamaritra Tany”)

    • Jb 26:7: Nahoana no mahagaga ny zavatra nolazain’i Joba momba ny tany? (w15 1/6 5 § 4; w11 1/7 26 § 2-5)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 27:1-23 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: g16.2, fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: g16.2, fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: bh 145 § 3-4 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 129

  • Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy Mila Miady Nefa Mandresy! (Jereo ny jw.org/mg, eo amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA.) Fanontaniana: Nahoana ny ankizy iray no misy mampijaly? Inona avy no mety ho vokatr’izany? Inona no azonao atao raha misy mampijaly anao? Iza avy no azonao iresahana an’ilay izy? Resaho ny Manontany ny Tanora, Boky 2, toko 14.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 13 § 1-12 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 23 sy Vavaka