Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Tsy hisy intsony ve ny aretina indray andro any?

Andinin-teny: Is 33:24

Horesahina amin’ny manaraka: Tsy hisy intsony ve ny mosary indray andro any?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Tsy hisy intsony ve ny mosary indray andro any?

Andinin-teny: Sl 72:16

Horesahina amin’ny manaraka: Mbola ho hitantsika indray ve ireo olona akaiky antsika efa maty?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Mbola ho hitantsika indray ve ireo olona akaiky antsika efa maty?

Andinin-teny: Jn 5:28, 29

Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana isika no matoky fa ho tanteraka ny fampanantenan’Andriamanitra?