Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | 2 TIMOTY 1-4

“Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”

“Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”

1:7, 8

Tena mampahery antsika ny teny nosoratan’ny apostoly Paoly ho an’i Timoty. Lasa tsy menatra noho ny vaovao tsara isika, fa sahy miaro ny finoantsika. Manao an’izany isika na dia mety hahatonga antsika ‘hiaritra fahoriana’ aza izany.

Rahoviana aho no tokony ho be herim-po?