Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

5-11 Aogositra

2 TIMOTY 1-4

5-11 Aogositra
  • Hira 150 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny 2 Timoty.]

    • 2Ti 1:7: Miezaha hisaina tsara rehefa miatrika olana (w09 15/5 15 § 9)

    • 2Ti 1:8: Aza menatra noho ny vaovao tsara (w03 1/3 9 § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • 2Ti 2:3, 4: Inona no azontsika atao mba ho faran’izay kely ny fotoana sy hery lanintsika amin’ny “raharaham-barotr’izao fiainana izao”? (w17.07 10 § 13)

    • 2Ti 2:23: Tokony “handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany” isika. Ahoana no fomba iray ampiharantsika an’izany? (w14 15/7 14 § 10)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Ti 1:1-18 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Miezaha Hahay Hamaky Teny sy Hampianatra: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manaova Fanoharana Mandaitra, ary iaraho midinika ny lesona 8 amin’ny bokikely Miezaha.

  • Lahateny: (5 min. na latsaka) w14 15/7 13 § 3-7: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoan’ny Vahoakan’i Jehovah hoe ‘Miala Amin’ny Tsy Fahamarinana’ Izy Ireo? (th lesona 7)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA