Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

26 Aogositra–1 Septambra

HEBREO 4-6

26 Aogositra–1 Septambra
  • Hira 5 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ataovy Izay Rehetra Azonao Atao mba Hidirana Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra”: (10 min.)

    • He 4:1, 4: Fantaro hoe inona ny fitsaharan’Andriamanitra (w11 15/7 24 § 3-5)

    • He 4:6: Ankatoavy i Jehovah (w11 15/7 25 § 6)

    • He 4:9-11: Aza manao izay heverinao fa mety fotsiny (w11 15/7 28 § 16-17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 4:12: Inona ilay “tenin’Andriamanitra” resahina eo? (w16.09 13)

    • He 6:17, 18: Inona avy ireo “zavatra roa tsy mety miova” resahin’ireo andininy ireo? (it “Fanantenana”: “Fanantenan’ny Kristianina” § 2)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 5:1-14 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA