Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

19-25 Aogositra

HEBREO 1-3

19-25 Aogositra
  • Hira 35 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tiavo ny Fahamarinana ary Ankahalao ny Fandikan-dalàna”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Hebreo.]

    • He 1:8: “Tehim-pahitsiana” no ampiasain’i Jesosy rehefa manjaka (w14 15/2 5 § 8)

    • He 1:9: Tia ny fahamarinana i Jesosy ary mankahala ny fandikan-dalàna (w14 15/2 4 § 7)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 1:3: Nitovy tanteraka tamin’ny an’Andriamanitra foana ve ny maha izy an’i Jesosy hatramin’izay? (it “Endrika, Sary” § 4)

    • He 1:10-12: Nahoana no nampiharin’ny apostoly Paoly tamin’i Jesosy Kristy ny Salamo 102:25-27? (it “Lanitra”: “Haharitra mandrakizay ny lanitra ara-bakiteny” § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 1:1-14 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 121

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 80

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 101 sy Vavaka