Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

12-18 Aogositra

TITOSY 1–FILEMONA

12-18 Aogositra
  • Hira 99 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Nasaina Nanendry Anti-panahy Izy”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Titosy.]

    • Tit 1:5-9: Tendren’ny mpiandraikitra ny faritra ho anti-panahy izay rahalahy mahafeno fepetra (w14 15/11 28-29)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Filemona.]

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Tit 1:12: Nahoana io andininy io no tsy mampirisika ny olona hanavakavaka? (w89 15/8 31 § 5)

    • Flm 15, 16: Nahoana i Filemona no tsy nasain’i Paoly nanafaka an’i Onesimosy tsy ho mpanompo? (w08 15/10 31 § 5)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Tit 3:1-15 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA