Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 17-18

Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao

Asehoy hoe Mahay Mankasitraka Ianao

17:11-18

Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io?

  • Raha nankasitrahantsika ny nataon’ny olona iray, dia mila lazaintsika aminy mihitsy izany

  • Hita hoe be fitiavana sy mahalala fomba isika raha mahay mankasitraka

  • Raha te hampifaly an’i Kristy isika, dia tokony ho tia sy hahay hankasitraka ny olon-drehetra, na inona na inona fireneny, na fivavahany, na foko misy azy