Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

27 Aogositra–2 Septambra

LIOKA 23-24

27 Aogositra–2 Septambra
  • Hira 130 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Lk 23:31: Inona no tian’i Jesosy horesahina eo amin’io andininy io? (“amin’izao hazo mbola mando izao ... rehefa maina ny hazo” fanazavana Lk 23:31, nwtsty)

    • Lk 23:33: Mety ho fantsika no nampiasaina fahiny, mba hampiraikitra ny olona teo amin’ny hazo rehefa hovonoina izy. Inona no manaporofo an’izany? (“Fantsika eo Amin’ny Taolan’ny Voditongotra” sary sy fanazavana Lk 23:33, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Lk 23:1-16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo iray amin’ireo Fitaovana Fampianarana hitanao fa mety aminy ilay olona avy eo.

  • Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 4 § 3-4

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA