Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 21-22

“Efa Manakaiky ny Fanafahana Anareo”

“Efa Manakaiky ny Fanafahana Anareo”

21:25-28

Tsy ho ela i Jesosy dia ho avy handringana ny ratsy fanahy sy hanafaka ny olo-marina. Tokony hiomana isika dieny izao, ka hiezaka hifandray tsara foana amin’i Jehovah mba ho voavonjy.