Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Fomba Fitory Modely

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Fanontaniana: Inona no hanampy antsika hahay hampiasa tsara ny fotoanantsika?

Andinin-teny: Mpto 4:6

Atolory ilay izy: Misy soso-kevitra ato amin’ity gazety ity hanampy antsika hanao loha laharana an’izay zava-dehibe.

AMPIANARO NY TENA MARINA

Fanontaniana: Inona no antony namoronana antsika?

Andinin-teny: Sl 37:29

Ny Tena Marina: Noforonin’Andriamanitra isika mba hiaina mandrakizay eto an-tany.

VAOVAO TSARA NATAO HO ANAO!

Fanontaniana: Aiza isika no mety hahita vaovao tsara, araka ny hevitrao? [Asehoy ilay video hoe Te Handre Vaovao Tsara ve Ianao?]

Andinin-teny: Is 52:7

Atolory ilay izy: Misy “vaovao tsara momba ny zavatra tsara kokoa” ato amin’ity bokikely ity, satria miresaka hafatra avy ao amin’ny Baiboly.

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Mitadiava fanontaniana sy andinin-teny ary atolory ilay izy, toy ireo ohatra eo aloha ireo.