Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 28-31

Nomen’​i Jehovah Valisoa Ilay Firenena Mpanompo Sampy

Nomen’​i Jehovah Valisoa Ilay Firenena Mpanompo Sampy

29:18-20

Namaly soa an’ilay firenena mpanompo sampy i Jehovah satria nanao zavatra ho azy izy io. Tsy vao mainka ve izy hankasitraka an’izay ataon’ny mpanompony tsy mivadika!

NY NATAON’NY BABYLONIANINA

Nanao fahirano an’i Tyro

NY ATAOKO

Inona ny ady ara-panahy ataoko izao?

NY SORONA NATAON’IZY IREO

  • Naharitra 13 taona ilay fahirano sady nandaniam-bola be

  • Nijalijaly ny miaramila babylonianina

  • Tsy nahazo karama izy ireo

NY SORONA NATAOKO

Inona avy ny sorona efa nataoko mba hahafahako manompo an’i Jehovah?

NAMALY SOA AZY IREO I JEHOVAH

Nomeny azy ho babo i Ejipta

VALISOA OMEN’I JEHOVAH AHY

Inona ny valisoa nomeny ahy?