Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Fanetren-tena

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Fanetren-tena

NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA?

AHOANA NO HANANANA AZY IO?

  • Mangataha torohevitra dia ampiharo ilay izy.—Sl 141:5; Oh 19:20

  • Mazotoa manao asa heverina ho ambany. —Mt 20:25-27

  • Aza mirehareha na dia mahay aza ianao, na manana tombontsoam-panompoana.—Ro 12:3

Ahoana no hampisehoako hoe miezaka ny hanetry tena kokoa aho?

JEREO ILAY VIDEO HOE HALAVIRO IZAY METY HAHATONGA ANAO HIVADIKA: FANAMBONIAN-TENA, ARY VALIO IRETO:

  • Nahoana no ahalalana ny toe-tsaintsika ny fihetsika asehontsika rehefa misy manoro hevitra isika?

  • Nahoana ny vavaka no manampy antsika hanetry tena?

  • Ahoana no ampisehoantsika fa manetry tena isika?