Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 39-41

Inona no Ianaranao avy Amin’​ny Fahitan’​i Ezekiela Momba ny Tempoly?

Inona no Ianaranao avy Amin’​ny Fahitan’​i Ezekiela Momba ny Tempoly?

40:10, 14, 16

  • Mampahatsiahy antsika ireo efitra fiambenana sy andry avo be hoe avo lenta ny fitsipik’i Jehovah

  • Eritrereto izao: ‘Koa satria avo lenta sy ara-drariny ny fitsipik’i Jehovah, ahoana no hampisehoako fa manaraka azy ireny aho?’