Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana

NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA?

  • Mba hampifaliana an’Andriamanitra.—He 11:6

  • Hahavita hiaritra fitsapana isika raha mino ny fampanantenan’Andriamanitra.—1Pe 1:6, 7

  • Mety hanota isika raha tsy ampy finoana.—He 3:12, 13

AHOANA NO HANANANA AZY IO?

Inona no azoko atao mba hanatanjahana ny finoako sy ny an’ny fianakaviako?

JEREO ILAY VIDEO HOE INONA AVY NO HANAMPY ANTSIKA TSY HIVADIKA? MIEZAHA HANAM-PINOANA, ARY VALIO IRETO:

  • Inona no atao hoe “finoana tsy mihatsaravelatsihy”? (1Ti 1:5)

  • Inona avy no tsy maintsy halavirintsika mba hananantsika finoana matanjaka?

  • Nahoana no tena ilaina ny finoana mandritra ny fahoriana lehibe? (He 10:39)