Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 HARENA AVY AO AMINNY TENINANDRIAMANITRA | EZEKIELA 35-38

Ho Ringana Tsy ho Ela i Goga avy any Magoga

Ho Ringana Tsy ho Ela i Goga avy any Magoga

Resahin’ny Baiboly ny zavatra hitranga aloha sy aorian’ny handringanana an’i Goga avy any Magoga.

  • Ap 17:16-18

    Hanomboka amin’ny fandravana an’iza ny fahoriana lehibe?

  • Ezk 38:2, 11, 15

    Iza no hanafika ny vahoakan’i Jehovah?

  • Ap 16:16

    Amin’ny ady inona i Goga avy any Magoga no haringan’i Jehovah?

  • Ap 20:4

    Hanjaka mandritra ny firy taona i Kristy?

Ahoana no hanatsarako ny fifandraisako amin’i Jehovah mba ho vonona aho rehefa hanafika i Goga avy any Magoga?