Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

21-27 Aogositra

EZEKIELA 35-38

21-27 Aogositra
  • Hira 149 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ho Ringana Tsy ho Ela i Goga avy any Magoga”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 36:20, 21: Nahoana isika no tena tokony ho tsara fitondran-tena foana? (w02 15/6 20 § 12)

    • Ezk 36:33-36: Nahoana no hoe tanteraka amin’izao androntsika izao ireo teny ireo? (w88 15/12 24 § 11)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 35:1-15

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Sl 37:29: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ge 1:28; Is 55:11: Ampianaro ny Tena Marina.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w16.07 31-32: Foto-kevitra: Inona no Dikan’ilay hoe Sampan-kazo Roa Natambatra ho Lasa Sampan-kazo Iray?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA