Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Herim-po

Miezaha Hanana Toetra Tsara: Herim-po

NAHOANA IZANY NO TENA ILAINA?

AHOANA NO HANANANA AZY IO?

  • Saintsaino ny asa famonjena efa nataon’i Jehovah.—Ek 14:13

  • Mivavaha mba hanana herim-po sy fahasahiana.—As 4:29, 31

  • Matokia an’i Jehovah.—Sl 118:6

Inona ny zavatra mampatahotra ahy rehefa eny amin’ny fanompoana, ka mila reseko?

JEREO ILAY VIDEO HOE HALAVIRO IZAY METY HAHATONGA ANAO HIVADIKA: TAHOTRA OLONA, DIA VALIO IRETO:

  • Nahoana isika no mila herim-po rehefa manompo?

  • Inona no ampifanoherina ao amin’ny Ohabolana 29:25?

  • Nahoana isika no mila miezaka ho be herim-po dieny izao?