Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EZEKIELA 32-34

Mavesatra ny Andraikitry ny Mpitily

Mavesatra ny Andraikitry ny Mpitily

Matetika ny mpitily no nijoro teny ambony manda na tilikambo, mba hampitandrina ny ao an-tanàna rehefa nisy loza nananontanona. Notendren’i Jehovah ho “mpitily ho an’ny taranak’Israely” koa i Ezekiela, fa amin’ny heviny an’ohatra.

  • 33:7

    Nampitandrina an’ireo Israelita i Ezekiela fa ho ringana izy ireo raha tsy miala amin’ny lalan-dratsiny

    Inona ny hafatra asain’i Jehovah torintsika ankehitriny?

  • 33:9, 14-16

    Namonjy ny tenany sy ny hafa i Ezekiela rehefa nampitandrina azy ireo

    Nirahin’i Jehovah hilaza hafatra maika isika. Inona no tokony handrisika antsika hanambara azy io?