Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2017

14-​20 Aogositra

EZEKIELA 32-34

14-​20 Aogositra
  • Hira 60 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mavesatra ny Andraikitry ny Mpitily”: (10 min.)

    • Ezk 33:7: Notendren’i Jehovah ho mpitily i Ezekiela (it “Mpiambina, Mpitily”: “Heviny an’ohatra”)

    • Ezk 33:8, 9: Tsy nivesatra trosan-dra ilay mpitily raha nampitandrina ny hafa (w88 1/4 28 § 13)

    • Ezk 33:11, 14-16: Tsy haringan’i Jehovah izay mihaino fampitandremana (w12 15/3 15 § 3)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 33:32, 33: Nahoana isika no tokony hitory foana na dia tsy miraika aza ny olona? (w91 15/6 17 § 16-17)

    • Ezk 34:23: Nahoana no azo lazaina hoe tanteraka io andininy io? (w07 1/4 26 § 3)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 32:1-16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA