Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Tari-dalana ho An’ny Fiainantsika sy ny Fanompoana  |  Aogositra 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 92-101

Efa Antitra Nefa Vao Mainka Mandrobona

Efa Antitra Nefa Vao Mainka Mandrobona

92:12

Afaka ny ho velona 100 taona mahery ny hazo palmie nefa mbola mamokatra

Mamokatra ny olona be taona rehefa...

92:13-15

  • mivavaka ho an’ny olon-kafa

  • mianatra Baiboly

  • manatrika fivoriana sy mandray anjara amin’izy ireny

  • mitantara ny zavatra niainany

  • mazoto mitory