Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA AOGOSITRA 2016

8-14 Aogositra

SALAMO 92-101

8-14 Aogositra
  • Hira 28 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Efa Antitra Nefa Vao Mainka Mandrobona”: (10 min.)

    • Sl 92:12: Mamokatra ny olo-marina (w07 15/9 32; w06 15/7 13 § 2)

    • Sl 92:13, 14: Mbola afaka mandrobona foana ny be taona, na dia efa tsy dia matanjaka intsony aza (w14 15/1 26 § 17; w04 15/5 12 § 9-10)

    • Sl 92:15: Azon’ny be taona ampaherezana ny olon-kafa ny zavatra niainany (w04 15/5 12-14 § 13-18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 99:6, 7: Nahoana no ohatra tsara i Mosesy sy Arona ary Samoela? (w15 15/7 8 § 5)

    • Sl 101:2: Inona ny dikan’ny hoe ‘handeha amin’ny fahitsian’ny fontsika’ isika ao an-tranontsika? (w05 1/11 24 § 14)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 95:1–96:13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.4 fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.4 fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 161-162 § 18-19: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 90

  • Mbola Tena Ilaina Ianareo Be Taona (Sl 92:12-15): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mbola Tena Ilaina Ianareo Be Taona. (Jereo ny tv.jw.org/#mg, ao amin’ilay VIDEO REHETRA > NY BAIBOLY.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe inona no azo ianarana amin’ilay video. Ampirisiho ny be taona mba hitantara amin’ny tanora ny zavatra tsara nataony sy niainany. Ampirisiho koa ny tanora mba hiresaka amin’ny be taona rehefa handray fanapahan-kevitra lehibe.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 21 § 13-22, famerenana p. 186

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 29 sy Vavaka