Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA AOGOSITRA 2016

 HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 110-118

“Inona no Havaliko An’i Jehovah?”

“Inona no Havaliko An’i Jehovah?”

Namatotra an’ilay mpanao salamo “toy ny tady ny fahafatesana”, kanefa novonjen’i Jehovah izy. Nisaotra an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo àry izy. (Sl 116:3) Niezaka koa izy nitana ny teniny sy nanao ny adidiny rehetra tamin’i Jehovah.

Inona avy ny zavatra tokony hisaorako an’i Jehovah amin’ity herinandro ity?

Inona no hataoko raha mahay mankasitraka an’i Jehovah aho?