Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA AOGOSITRA 2016

29 Aogositra–4 Septambra

SALAMO 110-118

29 Aogositra–4 Septambra
  • Hira 61 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Havaliko An’i Jehovah?”: (10 min.)

    • Sl 116:3, 4, 8: Novonjen’i Jehovah tsy ho faty ny mpanao salamo (w87 15/6 24 § 5)

    • Sl 116:12: Te hanao zavatra mba hisaorana an’i Jehovah ilay mpanao salamo (w09 15/7 29 § 4-5; w98 1/12 24 § 3)

    • Sl 116:13, 14, 17, 18: Tapa-kevitra ny hanao ny adidiny rehetra amin’i Jehovah ilay mpanao salamo (w10 15/4 27, efajoro)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 110:4: Inona no ‘nianianan’i Jehovah’, araka io andininy io? (w14 15/10 11 § 15-17; w06 1/9 14 § 1)

    • Sl 116:15: Nahoana no tsy mety ny mampiasa an’io andininy io, rehefa manao lahatenim-pandevenana? (w12 15/5 22 § 2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 110:1–111:10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) ll 16: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) ll 17: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 179-180 § 17-19: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 82

  • Ampianaro ny Tena Marina”: (7 min.) Fiaraha-midinika.

  • Ezaka Manokana Hizarana Ny Tilikambo Fiambenana Amin’ny Septambra”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video voalohany Fanolorana Ny Tilikambo Fiambenana amin’ny Septambra, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny rehetra hazoto hanao an’ilay ezaka manokana, sy hanao mpisava lalana mpanampy.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 23 § 1-14

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 144 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao mihira ny fiangonana.