Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA AOGOSITRA 2016

22-28 Aogositra

SALAMO 106-109

22-28 Aogositra
  • Hira 2 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Misaora An’i Jehovah”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 109:8: Efa voalahatr’Andriamanitra hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy? (w00 15/12 24 § 20; it “Fantatra Mialoha, Voatendry Mialoha”: “Efa voalahatr’Andriamanitra hamadika an’i Jesosy ve i Jodasy, mba hahatanteraka ny faminaniana?” § 1-3)

    • Sl 109:31: Inona no dikan’ny hoe ‘mitsangana eo ankavanan’ny mahantra’ i Jehovah? (w06 1/9 14 § 8)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 106:1-22

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) ll 6: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) ll 7: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 178-179 § 14-16: Ampio ilay mpianatra hahita hoe ahoana no azony ampiharana an’ilay zavatra ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 94

  • Hanome Izay Ilaintsika i Jehovah (Sl 107:9): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Hanome Izay Ilaintsika i Jehovah. (Jereo ny tv.jw.org/#mg, ao amin’ilay hoe VIDEO REHETRA > FIANAKAVIANA.) Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe inona no azo ianarana amin’ilay video.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 22 § 14-24, famerenana p. 194

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 149 sy Vavaka