Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA SY NY FANOMPOANA: TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA AOGOSITRA 2016

1-7 Aogositra

SALAMO 87-91

1-7 Aogositra
  • Hira 49 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mijanòna ao Amin’ny Toerana Miafin’ny Avo Indrindra”: (10 min.)

    • Sl 91:1, 2: Hifandray tsara amin’i Jehovah foana isika, raha mijanona ao amin’ny ‘toerana miafin’i’ Jehovah (w10 15/2 26-27 § 10-11)

    • Sl 91:3: Hoatran’ny mpamandri-borona i Satana, ka mitady fomba hamandrihana antsika (w07 1/10 26-30 § 1-18)

    • Sl 91:9-14: I Jehovah no fialofantsika (w10 15/1 10 § 13-14; w01 15/11 19-20 § 13-19)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 89:34-37: Inona ilay fifanekena resahin’ireo andininy ireo, ary noharin’i Jehovah tamin’inona ilay Fanjakana? (w14 15/10 10 § 14; w07 15/7 32 § 3-4)

    • Sl 90:10, 12: Mila mahay ‘manisa ny androntsika isika mba hananantsika fo hendry.’ Ahoana no hanaovana an’izany? (w06 15/7 13 § 4; w01 15/11 13 § 19)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 90:1-17

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA