Tahafo ny Finoan’izy Ireo
Inona no ianarantsika momba an’ireo lehilahy sy vehivavy nanam-pinoana tantarain’ny Baiboly?
Daty Tsara ho Fantatra
Hanampy anao hahafantatra ny fotoana sy ny toerana niainan’ireo olona ao amin’ny Baiboly ny sary ato.
Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana
Mampirisika ny rehetra hamaky sy hianatra an’io boky io ny Filan-kevi-pitantanana, na ny isam-batan’olona na ny fianakaviana.
Teny Fampidirana
Feno tantaran’olona nanam-pinoana ao amin’ny Baiboly, ary tena nisy izy ireo. Inona ny soa raisintsika avy amin’ireny tantara ireny?
ABELA
“Na Efa Maty Aza Izy dia Mbola Miteny Ihany”
Kely ihany ny zavatra resahin’ny Baiboly momba an’i Abela. Inona anefa no azontsika ianarana avy aminy sy ny finoana nananany?
NOA
“Niara-nandeha Tamin’Andriamanitra Izy”
Nahoana no sarotra tamin’i Noa sy ny vadiny ny nitaiza ny zanany? Nahoana izy ireo no nila finoana rehefa nanamboatra an’ilay sambofiara?
ABRAHAMA
‘Rain’izay Rehetra Manam-pinoana Izy’
Ahoana no nanehoan’i Abrahama ny finoany? Inona no tianao hotahafina amin’i Abrahama?
ROTA
“Izay Alehanao no Halehako”
Nahoana i Rota no vonona handao ny havany sy ny tanindrazany? Inona ny toetra nasehony ka tena nitiavan’i Jehovah azy?
ROTA
Ilay Vehivavy Tena Tsara
Nahoana no miavaka ny fanambadian’i Rota sy Boaza? Rehefa jerena ny fifandraisan’i Rota sy Naomy, inona no tena atao hoe fianakaviana?
HANA
Noresahiny Tamin’i Jehovah Izay Rehetra tao Am-pony
Nino an’i Jehovah i Hana, ary izany no nanampy azy hizaka ny tsy eran’ny ainy.
SAMOELA
Nanompo An’i Jehovah Foana Izy
Nahoana ny fahazazan’i Samoela no tsy mitovy amin’ny an’ny ankizy rehetra? Inona no nampitombo ny finoany tamin’izy tany amin’ny tranolay?
SAMOELA
Tsy Nivadika Izy na dia Diso Fanantenana Aza
Mety hihena ny finoantsika rehefa kivy isika na manana olana. Inona anefa no azontsika ianarana avy amin’i Samoela?
ABIGAILA
Ilay Vehivavy Malina
Inona no azon’izay mijaly am-panambadiana ianarana avy amin’i Abigaila?
ELIA
Niaro ny Fivavahana Marina Izy
Ahoana no hanahafantsika an’i Elia rehefa misy olona tsy manaiky an’izay ampianarin’ny Baiboly?
ELIA
Niandry Izy Sady Niambina Hatrany
Tamin’i Elia niandry an’i Jehovah, inona no nataony sy noresahiny rehefa nivavaka izy?
ELIA
Nampahery Azy Andriamanitra
Fa inona loatra no nahazo an’i Elia no dia nangataka ho faty mihitsy izy?
JONA
Nanaiky Hahitsin’i Jehovah Izy
Matahotra ve ianao rehefa tendrena hanao zavatra? Natahotra koa i Jona, nefa nanam-paharetana sy namindra fo taminy i Jehovah.
JONA
Lasa Nahay Namindra Fo Izy
Hanampy antsika handini-tena amin’ny saina tsy miangatra ny tantaran’i Jona.
ESTERA
Sahy Niaro ny Vahoakan’Andriamanitra Izy
Ilaina ny finoana sy ny herim-po raha te haneho fitiavana toy ilay nasehon’i Estera.
ESTERA
Nisaina Tsara sy Be Herim-po ary Tsy Tia Tena Izy
Tsy tia tena i Estera fa nanao zavatra ho an’i Jehovah sy ny vahoakany. Vakio ato izany tantara izany.
MARIA
“Intỳ Aho Mpanompovavin’i Jehovah!”
Inona tamin’ny valin-tenin’i Maria tamin’ny anjely Gabriela no ahitana fa manam-pinoana izy? Inona koa ny toetra tsarany hafa?
MARIA
‘Nandinika Lalina tao Am-pony Izy’
Vao mainka natanjaka ny finoan’i Maria, noho ny zavatra niainany tany Betlehema.
JOSEFA
Nikarakara ny Fianakaviany Foana Izy
Ahoana no niarovan’i Josefa ny vady aman-janany? Nahoana i Maria sy Jesosy no nentiny nankany Ejipta?
MARTA
“Mino Aho”
Ahoana no ahalalantsika hoe niavaka ny finoan’i Marta, na dia mafy aza ny nanjo azy?
PETERA
Niezaka Izy mba Tsy Hatahotra na Hisalasala
Mety hanimba olona ny fisalasalana. Natahotra sy nisalasala i Petera, nefa vitany ihany avy eo ny nandresy izany.
PETERA
Tsy Nivadika Mihitsy Izy
Nanampy an’i Petera hanaiky ny fanitsian’i Jesosy ny finoany sy ny tsy fivadihany. Ahoana izany?
PETERA
Nampianarin’i Jesosy Hamela Heloka Izy
Ahoana no nampianaran’i Jesosy an’i Petera hamela heloka? Ahoana no nampisehoan’i Jesosy hoe namela ny helok’i Petera izy?
Teny Famaranana
Inona no hanampy anao hanatanjaka ny finoanao sy hanana fanantenana foana?