Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?

Iza no Mahavaly ny Fanontaniana Momba ny Fiainana?

Ahoana ny hevitrao:

  • Ny mpitondra fivavahana ve?

  • Ny manam-pahaizana ve?

  • Sa ny Baiboly?

 IZAO NO NOLAZAINA MOMBA AN’ANDRIAMANITRA:

“Ny teninao no fahamarinana.”Jaona 17:17, Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao.

Mamaly ny fanontanian’ny olona an-tapitrisany ny Baiboly.

Te hahazo ny valin’ny fanontanianao koa ve ianao?

Jereo àry ny jw.org.

 INONA AMIN’IRETO NO TENA MANAHIRAN-TSAINA ANAO?

Ho hitanao ao amin’ny jw.org/mg ny valiny omen’ny Baiboly.

(Jereo ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY)