Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manatòna An’i Jehovah

 FIZARANA 2

“Tia Rariny”

“Tia Rariny”

Be ny tsy rariny ankehitriny, ary Andriamanitra matetika no endrikendrehina amin’izany. Milaza izao fahamarinana mahafinaritra izao anefa ny Baiboly: “Jehovah tia rariny.” (Salamo 37:28) Hianarantsika amin’ity fizarana ity ny porofon’izany, izay mahavelom-panantenana ny olona rehetra.

ITY FIZARANA ITY

TOKO 11

‘Ny Lalany Rehetra dia Amin’ny Rariny Avokoa’

Nahoana no mahafinaritra ilay toetran’Andriamanitra hoe tia rariny?

TOKO 12

“Misy Tsi-fahamarinana va Amin’Andriamanitra?”

Raha mankahala ny tsy rariny i Jehovah, nahoana no manjaka ny tsy rariny ankehitriny?

TOKO 13

“Tsy Misy Tsiny ny Lalàn’i Jehovah”

Nahoana ny lalàn’Andriamanitra no manasongadina ny fitiavana?

TOKO 14

Nanome “Avotra Hisolo ny Maro” i Jehovah

Misy fampianarana tsotra nefa lalina izay hanampy anao hanatona kokoa an’Andriamanitra.

TOKO 15

‘Hanorina Rariny Amin’ny Tany’ i Jesosy

Taloha, ahoana no nampiharan’i Jesosy ny rariny? Ahoana no anaovany an’izany izao? Ahoana no hampanjakany ny rariny, amin’ny hoavy?

TOKO 16

‘Manaova ny Marina’, Sady Miaraha Mandeha Amin’Andriamanitra

Nahoana i Jesosy no nampitandrina hoe: “Aza mitsara, mba tsy hotsaraina”?