Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manatòna An’i Jehovah

 FIZARANA 1

‘Hery Tsy Toha’

‘Hery Tsy Toha’

Hofakafakaintsika ato amin’ity fizarana ity ny fitantaran’ny Baiboly manaporofo ny herin’i Jehovah mba hamoronana, handringanana, hiarovana, ary hamerenana amin’ny laoniny. Ho talanjona isika rehefa takatsika ny fomba ampiasan’i Jehovah Andriamanitra ‘tsy toha’, ny “haben’ny fahatanjahany.”—Isaia 40:26.

ITY FIZARANA ITY

TOKO 4

‘Be Hery i Jehovah’

Tokony hatahotra an’Andriamanitra ve isika satria mahery izy? Eny sady tsia no valiny.

TOKO 5

Hery Natao Hamoronana: Ilay “Nanao ny Lanitra sy ny Tany”

Ianaran-javatra tena lehibe momba an’Andriamanitra ny zavatra nataony, manomboka amin’ny masoandro izay tena lehibe ka hatramin’ny karazam-borona kely indrindra.

TOKO 6

Hery Natao Handringanana: Jehovah, “Mpiady Mahery”

Nahoana no miady ilay Andriamanitry ny fiadanana?

TOKO 7

Hery Natao Hiarovana: ‘Andriamanitra no Aro ho Antsika’

Misy fomba roa iarovan’Andriamanitra ny mpanompony. Ilay fomba iray anefa no tena zava-dehibe indrindra.

TOKO 8

Hery Hamerenana Amin’ny Laoniny: ‘Havaozin’i Jehovah ny Zavatra Rehetra’

Efa naverin’i Jehovah tamin’ny laoniny ny fivavahana marina. Inona no haveriny amin’ny laoniny amin’ny hoavy?

TOKO 9

‘Kristy, Herin’Andriamanitra’

Inona no lasa fantatsika momba an’i Jehovah rehefa jerena ny fahagagana nataon’i Jesosy sy ny fampianarany?

TOKO 10

‘Manahafa An’Andriamanitra’, Rehefa Mampiasa Hery

Mety hanana hery mihoatra noho izay eritreretinao ianao. Ahoana no ampiasanao an’izany amin’ny fomba tsara?