Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Manatòna An’i Jehovah

 Fizarana 4

“Andriamanitra dia Fitiavana”

“Andriamanitra dia Fitiavana”

Manana toetra maro i Jehovah, nefa ny fitiavana no misongadina indrindra. Izy io koa no manintona indrindra. Eo am-pandinihana ireo lafiny mahafinaritra amin’io toetra tena tsara io, dia ho hitantsika ny antony ilazan’ny Baiboly hoe “Andriamanitra dia fitiavana.”—1 Jaona 4:8.

ITY FIZARANA ITY

TOKO 23

“Izy Efa Tia Antsika Taloha”

Inona no tena dikan’ilay hoe “Andriamanitra dia fitiavana”?

TOKO 24

Tsy Misy “Hahasaraka Antsika Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”

Ahoana no handresena ilay fiheverana hoe tsy misy dikany amin’Andriamanitra ianao sady tsy tiany?

TOKO 25

‘Ny Famindram-pon’Andriamanitsika’

Nahoana no mitovy amin’izay tsapan’ny reny amin’ny zanany ny tsapan’i Jehovah aminao?

TOKO 26

Andriamanitra “Mamela Heloka”

Raha tadidin’Andriamanitra ny zava-drehetra, ahoana no hahafahany hamela heloka sy hanadino?

TOKO 27

“Akory ny Hasoany!”

Inona no atao hoe hatsaran-toetran’Andriamanitra?

TOKO 28

‘Ianao Ihany no Tsy Mivadika’

Inona no dikan’ny hoe tsy mivadika?

TOKO 29

“Hahalala ny Fitiavan’i Kristy”

Diniho ny fomba telo nampisehoan’i Jesosy fa tena nanahaka tanteraka ny fitiavan’i Jehovah izy.

TOKO 30

“Mandehana Amin’ny Fitiavana”

Diniho ireo fomba 14 resahin’ny 1 Korintianina hoe azontsika anehoana fitiavana.