Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra 2018-2019—Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra

Jereo ato ny fandaharana ho an’ny fivoriamben’ny faritra amin’ity taona ity. Izao no foto-kevitra: “Aoka Ianao ho Sahy!”

Aoka Ianao ho Sahy!

Nahoana isika no mora matahotra indraindray, ary inona no hanampy antsika ho sahy?

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Hovaliana amin’io fivoriambe io ny fanontaniana ato.