Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Inona no atao hoe “lalàn’i Kristy”? (Gal. 6:2)

  2. Ahoana no ampisehoantsika hoe mankatò ny lalàn’i Kristy isika rehefa irery? (1 Kor. 10:31)

  3. Ahoana no ampisehoantsika hoe mankatò ny lalàn’i Kristy isika rehefa manompo? (Lioka 16:10; Mat. 22:39; Asa. 20:35)

  4. Nahoana ny lalàn’i Kristy no tsara kokoa noho ny Lalàn’i Mosesy? (1 Pet. 2:16)

  5.   Ahoana no ampisehoan’ny mpivady sy ny ray aman-dreny hoe mankatò ny lalàn’i Kristy izy ireo rehefa ao an-tokantrano? (Efes. 5:22, 23, 25; Heb. 5:13, 14)

  6. Inona no tokony hataonao mba ho vitanao ny hankatò ny lalàn’i Kristy rehefa any am-pianarana? (Sal. 1:1-3; Jaona 17:14)

  7. Ahoana no ampisehoantsika fa manahaka an’i Jesosy isika ka tia ny olona rehetra? (Gal. 6:1-5, 10)