Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Hifidy fiteny Malagasy

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto
  1. Nahoana no sarotra ny manao ny tsara? (1 Pet. 5:8; Rom. 12:2; 7:21-25)

  2. Inona no atao hoe mamafy ho an’ny nofo, ary inona no hanampy antsika tsy hanao an’izany? (Gal. 6:8)

  3. Iza avy no tokony ‘hanaovantsika soa’? (Gal. 6:10)

  4. Inona no tokony hataontsika raha te hamafy ho an’ny fanahy isika? (Gal. 6:8)

  5. Inona no hojinjaintsika raha tsy reraka isika? (Gal. 6:9)