Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Faritra 2017-2018 (Miaraka Amin’ny Mpiandraikitra ny Faritra)

Jereo ato ny fandaharan’ny fivoriamben’ny faritra. Hisy lahateny telo hataon’ny mpiandraikitra ny faritra amin’io.

Aza Sasatry ny Manao ny Tsara!

Nahoana no sarotra ny manao ny tsara, nefa inona no hanampy antsika hahavita an’izany?

Henoy Tsara ny Valin’ireto Fanontaniana Ireto

Hahita ny valin’ireo fanontaniana ireo ianao mandritra an’ilay fivoriamben’ny faritra.