Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!—Fianarana Baiboly Natao ho Anao

Natao hianarana Baiboly ity boky ity, ary maimaim-poana ny fianarana azy.

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.

Fanampim-panazavana

FANONTANIANA FAMETRAKY NY OLONA

Inona no Atao hoe Fianarana Baiboly?

Fantaro ny valin’ireo fanontaniana momba ny fandaharam-pampianarana Baiboly maimaim-poana ataonay.